Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MPITORITENY 1-6

Mifalia Noho ny Asa Mafy Nisasaranao

Mifalia Noho ny Asa Mafy Nisasaranao

Tian’i Jehovah ho faly isika rehefa miasa. Atorony antsika àry hoe inona no tokony hatao. Mila manana toe-tsaina tsara ny olona iray, raha te hifaly amin’ny asany.

Hifaly amin’ny asanao ianao raha...

3:13; 4:6

  • miezaka ho tia miasa

  • mieritreritra hoe mahasoa ny hafa ny asanao

  • manao tsara ny asanao ary tsy mieritreritra momba izany intsony rehefa avy miasa, fa mifantoka amin’ny fianakaviana sy ny zavatra ara-panahy