21-27 Novambra
MPITORITENY 7-12
Hira 41 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tsarovy Ilay Mpamorona Be Voninahitra Amin’ny Andro Fahatanoranao”: (10 min.)
Mpto 12:1: Tokony hampiasa ny fotoanany sy ny heriny hanompoana an’Andriamanitra ny tanora (w14 15/1 18 § 3; w14 15/1 22 § 1)
Mpto 12:2-7: Afaka mahavita be ny tanora, satria mbola tsy voafetran’ny taona sy ny “andro mahory” (w08 15/11 23 § 2; w06 1/11 16 § 9)
Mpto 12:13, 14: Manompoa an’i Jehovah, fa izany no mahafa-po indrindra eo amin’ny fiainana (w11 1/11 21 § 1-6)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Mpto 10:1: Nahoana no “hadalana kely dia manimba ny laza tsaran’izay malaza ho hendry”? (w06 1/11 16 § 5)
Mpto 11:1: Inona no dikan’ny hoe “alefaso eny ambony rano ny mofonao”? (w06 1/11 16 § 7)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mpto 10:12–11:10
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) 2Ti 3:1-5: Ampianaro ny Tena Marina.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Is 44:27–45:2: Ampianaro ny Tena Marina.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 25-26 § 18-20: Asao hivory ilay mpianatra.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ry Tanora, Aza Mangataka Andro fa Midira Amin’ilay ‘Varavarana Lehibe’”: (15 min.) Alefaso ilay video hoe Tia Anareo i Jehovah ry Tanora! Iaraho midinika avy eo ilay lahatsoratra.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 4 § 7-15, ary ny efajoro hoe “Nanamasina ny Anaran’Andriamanitra Ny Tilikambo Fiambenana” sy ny hoe “Vao Mainka Nazoto Nitory Izy Ireo”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 148 sy Vavaka
Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ny mozika, izay vao atao ilay hira vaovao.