Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MPITORITENY 7-12

‘Tsarovy Ilay Mpamorona Be Voninahitra Amin’ny Andro Fahatanoranao’

‘Tsarovy Ilay Mpamorona Be Voninahitra Amin’ny Andro Fahatanoranao’

Tsarovy ilay Mpamorona Be Voninahitra, ka ampiasao izay rehetra anananao mba hanompoana azy

12:1, 13

  • Tanora maro no salama sy matanjaka, ka mahavita asa sarotra nefa mahafinaritra

  • Tokony hampiasain’ny tanora hanompoana an’Andriamanitra ny fotoanany sy ny heriny, dieny mbola tsy antitra izy

Nampiasa sarin-teny i Solomona mba hilazana an’izay manjo ny zokiolona

12:2-7

  • Andininy 3: “Ho maizina izay jeren’ireo vehivavy mitazana eo am-baravarankely”

    Tsy mahita tsara intsony

  • Andininy 4: “Ho iva ny feon’ny vehivavy ­mpihira rehetra”

    Tsy mahare tsara intsony

  • Andininy 5: “Ho vaky ­felana ny kapra”

    Tsy mazoto homana firy intsony