28 Novambra–4 Desambra
TONONKIRAN’I SOLOMONA 1-8
Hira 106 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Modely ho Antsika Ilay Tovovavy Solemita”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Tononkiran’i Solomona.]
To 2:7; 3:5: Tapa-kevitra ilay Solemita fa hiandry an’ilay olona tena tiany (w15 15/1 31 § 11-13)
To 4:12; 8:8-10: Niandry izy nefa koa nadio fitondran-tena foana sady tsy nivadika (w15 15/1 32 § 14-16)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
To 2:1: Inona no nampiavaka an’ilay Solemita, ankoatra an’ilay izy hoe tsara tarehy? (w15 15/1 31 § 13)
To 8:6: Nahoana ny tena fitiavana no lazaina hoe “lelafo avy amin’i Jah”? (w15 15/1 29 § 3; w06 15/11 20 § 7)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) To 2:1-17
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) bh: Ampiasao ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? rehefa hanolotra an’ilay boky. (Fanamarihana: Aza alefa mandritra an’ilay anjara ilay video.)
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) bh: Asao hivory ilay olona.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 29-31 § 8-9
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Manontany ny Tanora Hoe: Efa Mahazo Mampiaraka ve Aho?”: (9 min.) Lahateny miorina amin’ilay lahatsoratra “Manontany ny Tanora Hoe: Efa Mahazo Mampiaraka ve Aho?”
Tena Tia ve sa Taratara Fotsiny?: (6 min.) Alefaso io video misy kisarisary io ary iaraho midinika avy eo.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 4 § 16-23 sy ny efajoro hoe “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 34 sy Vavaka