Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

“Be Mpahafantatra eny Am-bavahady ny Vadiny”

“Be Mpahafantatra eny Am-bavahady ny Vadiny”

Mahatonga ny vadiny ho tsara laza ny vehivavy tsara. ‘Be mpahafantatra teny am-bavahadin’ny tanàna’ ny lehilahy nanana vady tsara, tamin’ny andron’i Lemoela Mpanjaka. (Oh 31:23) Hajain’ny fiangonana koa ankehitriny ny anti-panahy sy mpanampy amin’ny fanompoana. Misy amin’izy ireny no manambady. Mety hanana an’io tombontsoam-panompoana io foana izy, raha madio fitondran-tena ny vadiny sady manohana azy tsara. (1Ti 3:4, 11) Tena tian’ny lehilahy ny vady toy izany. Mahafaly ny fiangonana koa ny manana an’ireny anabavy ireny.

Manampy ny lehilahy amin’ny andraikiny ny vady tsara rehefa...