Mpanatrika fivoriamben’ny vondrom-paritra any Malawi mijery Tele JW amin’ny takariva

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Novambra 2019

Hevitra Azo Resahina

Hevitra maromaro azo resahina momba ny fikasan’Andriamanitra.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Aza Tia An’izao Tontolo Izao na ny Zavatra eo Amin’izao Tontolo Izao”

Mahatonga antsika hanalavitra an’i Jehovah ity tontolo ity sy ny zavatra eo aminy. Inona no hanampy antsika tsy ho voafandrika?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Aza Manahaka An’ity Tontolo ity Rehefa Manomana Mariazy

Manampy ny Kristianina hanomana tsara ny mariaziny ny toro lalan’ny Baiboly. Tsy hanenina izay mampihatra azy ireny sady hanana feon’ny fieritreretana madio.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mila Miady Mafy Isika mba Tsy Hiala Amin’ny Fahamarinana

Inona no azontsika atao raha tiantsika ny “hiady mafy hiaro ny finoana”?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Fantatro Izay Ataonao”

Fantatr’i Jesosy izay mitranga eo anivon’ny fiangonana tsirairay, ary manana fahefana feno amin’ireo anti-panahy izy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Fantatr’i Jehovah Izay Ilaintsika

Izay zavatra tena ilaintsika foana no resahina amin’ny fivoriambe. Ny fivoriana andavanandro indray miresaka hevitra tena mampahery sy azo ampiharina. Nahoana?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ireo Mpitaingin-tsoavaly Efatra

Tanteraka amin’izao androntsika izao ilay fahitana momba an’ireo mpitaingin-tsoavaly efatra voaresaka ao amin’ny Apokalypsy. Mifanitsy amin’ny inona izy ireo?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Tian’i Jehovah ny Mpanome Amim-pifaliana

Te hanohana ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah eto an-toerana na maneran-tany ve ianao? Inona àry no azonao atao?