11-17 Novambra
2 JAONA 1-13; 3 JAONA 1-14–JODA 1-25
Hira 128 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mila Miady Mafy Isika mba Tsy Hiala Amin’ny Fahamarinana”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny 2 Jaona.]
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny 3 Jaona.]
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Joda.]
Jd 3: Miezaha “hiady mafy hiaro ny finoana” (w04 15/9 11-12 § 8-9)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Jd 4, 12: Nisy olona tsy matahotra an’Andriamanitra nitsofoka mangingina teo anivon’ny fiangonana. Nahoana izy ireo no oharina amin’ny “harambato voasaron-drano”? (it “Fanasam-pifankatiavana” § 1; it “Vatolampy”: “Heviny an’ohatra” § 4)
Jd 14, 15: Nahoana no toy ny hoe zavatra efa tanteraka ny fomba nilazan’i Enoka an’io faminaniana io? Ahoana no nahatanterahan’izy io sy mbola hahatanterahany? (wp17.1 12 § 1, 3)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) 2Jn 1-13 (th lesona 12)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 6)
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Omeo karatra jw.org ilay olona avy eo. (th lesona 11)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 90
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 147 sy Vavaka