Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

25 Novambra–1 Desambra

APOKALYPSY 4-6

25 Novambra–1 Desambra
  • Hira 22 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Ireo Mpitaingin-tsoavaly Efatra”: (10 min.)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Ap 4:4, 6: Mifanitsy amin’iza ireo anti-panahy 24 sy ireo zavamananaina 4? (re 76 § 8; 80 § 19)

    • Ap 5:5: Nahoana i Jesosy no antsoina hoe “ny Liona avy amin’ny fokon’i Joda”? (cf 36 § 5-6)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ap 4:1-11 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 46

  • Tian’i Jehovah ny Mpanome Amim-pifaliana”: (15 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny anti-panahy. Alefaso aloha ilay video hoe Ahoana no Hatao Raha Hanao Fanomezana ao Amin’ny Internet? Ilazao ny mpitory hoe afaka mahazo fanazavana momba ny fanaovana fanomezana izy ireo. Afaka miditra ao amin’ny jw.org na ao amin’ny JW Library izy ireo, ary manindry an’ilay hoe Fanomezana. Azo atao koa ny mikaroka an’ilay hoe donate.pr418.com ao amin’ny Internet. Vakio ilay taratasy fankasitrahana avy any amin’ny sampana, noho ny fanomezana nataontsika tamin’ny taom-panompoana lasa. Derao ny fiangonana satria malala-tanana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 92

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 43 sy Vavaka