Hevitra Azo Resahina
●○○ FITORIANA
Fanontaniana: Inona no antony namoronana antsika?
Andinin-teny: Ge 1:27, 28
Horesahina amin’ny manaraka: Nahoana isika no matoky fa hanatanteraka ny fikasany Andriamanitra?
○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY
Fanontaniana: Nahoana isika no matoky fa hanatanteraka ny fikasany Andriamanitra?
Andinin-teny: Js 21:45
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no hataon’Andriamanitra ho antsika amin’ny hoavy?
○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA
Fanontaniana: Inona no hataon’Andriamanitra ho antsika amin’ny hoavy?
Andinin-teny: Ap 21:4
Horesahina amin’ny manaraka: Inona no tokony hataontsika mba hahazoana an’ireo fitahiana ampanantenain’Andriamanitra?