2-8 Novambra
EKSODOSY 39-40
Hira 89 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nanaraka Toromarika i Mosesy”: (10 min.)
Ek 39:32: Narahin’i Mosesy tsara ireo toromarik’i Jehovah momba ny fanamboarana ny tranolay (w11 15/9 27 § 13)
Ek 39:43: Nijery an’ilay tranolay i Mosesy rehefa vita ilay izy
Ek 40:1, 2, 16: Nifanaraka tamin’ny toromarik’i Jehovah ny nananganan’i Mosesy ny tranolay (w05 15/7 27 § 3)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 39:34: Ahoana no nahazoan’ny Israelita hoditra faoky hanamboarana ny tranolay? (it “Hoditra Faoky”: “Fomba nahazoan’ny Israelita azy”)
Ek 40:34: Voalaza eo hoe nanarona ny tranolay fihaonana ny rahona. Inona no dikan’izany? (w15 15/7 21 § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 39:1-21 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (4 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video, ajanòny isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo. Anontanio avy eo hoe: Inona no tokony hataontsika, raha mitady hiresaka momba ny politika na adihevitra eo amin’ny fiaraha-monina ny olona itoriantsika?
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manontany ny hevitrao momba ny kandidà iray na resaka politika ilay olona, ary miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 12)
Lahateny: (5 min. na latsaka) w16.04 29 § 8-10: Foto-kevitra: Ahoana no Ampisehoantsika hoe Tsy Anisan’ity Tontolo Ity Isika Amin’ny Resatsika sy ny Zavatra Eritreretintsika? (th lesona 14)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Miezaha Hahatakatra Izay Renao (Mt 13:16): (15 min.) Alefaso ilay video. Fanontaniana: Nahoana isika no tokony hiezaka hahatakatra an’izay rentsika? Inona no tiana holazaina ao amin’ny Marka 4:23, 24? Inona ny fanoharana azo ampiasaina mba hanazavana ny Hebreo 2:1? Ahoana no ahitana hoe mihaino tsara isika?
Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy toko 139
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 139 sy Vavaka