Nanaraka Toromarika i Mosesy
Nanaraka tsara ny toromarik’i Jehovah i Mosesy, rehefa nanamboatra sy nanangana ny tranolay. Tokony hihaino tsara an’izay toromarika omen’ny fandaminana koa isika, ary hankatò avy hatrany sady hanao an’izany amin’ny fo manontolo. Tena ilaina izany na dia hoatran’ny hoe tsy zava-dehibe aza ilay izy, na tsy azontsika ny antony nanomezana azy.—Lk 16:10.
Nahoana isika no tokony hihaino sy hanaraka tsara rehefa misy toromarika omena...
-
mandritra ny fivoriana alohan’ny fanompoana?
-
mba hiomanana amin’ny fitsaboana maika?
-
mba hiomanana amin’ny loza?