23-29 Novambra
LEVITIKOSY 6-7
Hira 46 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mahaiza Mankasitraka”: (10 min.)
Le 7:11, 12: Anisan’ny sorona iombonana ny fanatitra an-tsitrapo natao hisaorana an’i Jehovah (w19.11 22 § 9)
Le 7:13-15: Toy ny hoe niara-nisakafo tamin’i Jehovah, izany hoe nihavana tsara taminy, ilay olona nanolotra sorona iombonana sy ny fianakaviany (w00 15/8 15 § 15)
Le 7:20: Ny olona madio ihany no afaka nanolotra sorona iombonana (w00 15/8 19 § 8)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Le 6:13: Ahoana no nampirehitra an’ilay afo teo ambony alitara, araka ny finoan’ny Jiosy? Inona anefa no lazain’ny Soratra Masina? (it “Afo”: “Nampiasain’Andriamanitra sy ny vahoakany” § 2)
Le 6:25: Inona no tsy nampitovy ny fanatitra noho ny ota tamin’ny fanatitra dorana sy ny sorona iombonana? (si 27 § 15)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Le 6:1-18 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Avy eo dia miresaha hevitra voafaritra tsara avy ao amin’ny Tilikambo Fiambenana No. 2 2020, ary atolory ilay gazety. (th lesona 3)
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hijery ny tranonkalantsika ilay olona, ary omeo karatra jw.org izy avy eo. (th lesona 11)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhs 178-179 § 12-13 (th lesona 6)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ataovy Namanao i Jehovah: Mahaiza Mankasitraka: (5 min.) Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Mametraha fanontaniana mifandray amin’ilay video.
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) lv toko 1 § 10-18, efajoro “Ahoana no Havalinao? *”
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 105 sy Vavaka
^ feh. 23 Tsy voatery hovakina ny efajoro sy ny fanazavana fanampiny.