9-15 Novambra
LEVITIKOSY 1-3
Hira 20 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ny Tanjona Tamin’ireo Fanatitra”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Levitikosy.]
Le 1:3; 2:1, 12: Inona no antony nanaovana ny fanatitra dorana sy ny fanatitra varimbazaha? (it “Fanatitra”: “Teo ambanin’ny Lalàna” § 2, 30)
Le 3:1: Inona no antony nanaovana ny fanatitra iombonana? (it “Fanatitra”: “Teo ambanin’ny Lalàna” § 6)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Le 2:13: Nahoana no tsy maintsy nasiana sira ny fanatitra rehetra? (Ezk 43:24; w04 15/5 22 § 2)
Le 3:17: Nahoana ny Israelita no tsy navela hihinana tavin-kena, ary inona no ianarantsika avy amin’izany? (it “Tavy”: “Lalàna momba ny tavin-kena” § 4; w04 15/5 22 § 3)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Le 1:1-17 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video, ajanòny isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fiverenana Mitsidika: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 2)
Fiverenana Mitsidika: (5 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manolora boky na zavatra hafa anisan’ny Fitaovana Fampianarana. (th lesona 11)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Sarobidy Ireo ‘Vola Madinika Roa’”: (15 min.) Fiaraha-midinika, ataon’ny anti-panahy. Alefaso ilay video hoe “Fanomezana An-tsitrapo ho An’i Jehovah.” Vakio ilay taratasy fankasitrahana avy any amin’ny sampana, noho ny fanomezana nataontsika tamin’ny taom-panompoana lasa.
Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy p. 317
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 120 sy Vavaka