Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Nilaza faminaniana tamin’ny zanany i Jakoba

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Hita Amin’ny Fomba Nizaran’i Jehovah An’ilay Tany hoe Hendry Izy

Hita Amin’ny Fomba Nizaran’i Jehovah An’ilay Tany hoe Hendry Izy

Tamin’ny alalan’ny antsapaka no nanomezan’i Jehovah toromarika, angamba mba hahalalana hoe aiza ho aiza ny lovan’ny foko tsirairay (Js 18:10; it “Sisin-tany”: “Sisin-tanin’ireo fokon’ny Israely” § 2)

Nataon’i Jehovah izay hahatanteraka ny faminaniana nolazain’i Jakoba tamin’izy efa ho faty (Js 19:1; it “Lova”: “Teo ambanin’ny Lalàna” § 2)

Navelan’i Jehovah hofaritan’ny vahoakany ny haben’ny faritanin’ny foko tsirairay (Js 19:9; it “Sisin-tany”: “Sisin-tanin’ireo fokon’ny Israely” § 3)

Tsy nampiady an’ireo foko na nahatonga azy ireo hifampialona ny fomba nizarana an’ilay tany. Inona koa no toky ananantsika mahakasika ny fomba handaminan’i Jehovah zavatra ao amin’ny tontolo vaovao?