Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ny Hafatrafatr’i Josoa Tamin’ilay Firenena

Ny Hafatrafatr’i Josoa Tamin’ilay Firenena

“Mitandrema tsara foana mba ho tia an’i Jehovah” (Js 23:11)

Aza mifanerasera amin’ireo firenena (Js 23:12, 13; it “Fifanarahana” § 4)

Matokia an’i Jehovah (Js 23:14; w07 1/11 26 § 19-20)

Nahoana isika no hahavita tsy hivadika amin’i Jehovah mihitsy raha manaraka ny torohevitr’i Josoa?