20-26 Desambra
MPITSARA 10-12
Hira 127 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Olona Araka ny Fanahy i Jefta”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Mpts 11:1: Ahoana no hahalalantsika hoe tsy zazasary i Jefta? (it “Jefta”: “Tsy zazasary i Jefta” § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Mpts 10:1-18 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay taratasy mivalona hoe Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly? mba hanombohana an’ilay hevitra azo resahina. (th lesona 1)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 4)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 2: Hevitra 5 (th lesona 3)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Mbola Kely dia Efa Nanokan-tena ho An’i Jehovah: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Rehefa jerena iny video iny, nahoana no zava-dehibe ny mampiofana olon-kafa? Nahoana no zava-dehibe ny manokan-tena dieny mbola tanora? Nahoana no zava-dehibe ny hoe vonona hampiasain’ny fandaminan’i Jehovah foana?
Fianarana Baiboly: (30 min.) ll p. 18-21
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 18 sy Vavaka