HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Olona Araka ny Fanahy i Jefta
Tsy nitana lolompo i Jefta (Mpts 11:5-9; w16.04 7 § 9)
Nianatra momba ny fifandraisan’i Jehovah tamin’ny vahoakany i Jefta (Mpts 11:12-15; it “Jefta”: “Lasa lohany teo amin’ny mponina tany Gileada” § 2)
Nifantoka tamin’izay zava-dehibe indrindra i Jefta, dia ny hoe i Jehovah no tena Andriamanitra (Mpts 11:23, 24, 27; it “Jefta”: “Lasa lohany teo amin’ny mponina tany Gileada” § 3)
Ahoana avy no hampisehoako hoe olona araka ny fanahy aho?