22-28 Novambra
MPITSARA 1-3
Hira 126 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Be Herim-po Izy ary Nahomby ny Tetikadiny”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Mpts 2:10-12: Mampitandrina antsika amin’ny inona izany? (w05 15/1 24 § 7)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Mpts 3:12-31 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
“Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Raiso ny Fanampian’i Jehovah Amin’ny Alalan’ny Vavaka”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Mahafaly ny Manao Mpianatra: Raiso ny Fanampian’i Jehovah: Vavaka.
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 2: Fampidirana sy hevitra 1-3 (th lesona 11)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ataovy Namanao i Jehovah: Miomàna Tsara Aloha dia Hendre Tsara Koa!: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha mety dia asaivo mankeny aloha ny ankizy vitsivitsy ary anontanio hoe: Ahoana no atao rehefa manomana ny fitoriana? Hoatran’ny ahoana izany akanjo milamina tsara sy tsotra izany? Ahoana no ataon’ny ankizy hendry rehefa eny amin’ny fanompoana?
“Soso-kevitra Rehefa Mitarika Fivoriana Alohan’ny Fanompoana”: (10 min.) Fiaraha-midinika ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Anontanio ny mpanatrika hoe nahoana isika no tokony ho tonga aloha rehefa hanatrika fivoriana alohan’ny fanompoana.
Fianarana Baiboly: (30 min.) ll p. 2-5
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 89 sy Vavaka