27 Desambra 2021–2 Janoary 2022
MPITSARA 13-14
Hira 134 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Modely ho An’ny Ray Aman-dreny i Manoa Mivady”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Mpts 14:2, 3: Rehefa nilaza i Samsona hoe nahafinaritra azy ilay vehivavy filistinina, inona no dikan’izany? (w05 15/3 26 § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Mpts 14:5-20 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
“Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo? Ampio Hahay Hianatra ny Olona Ampianarinao”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ampio ny Olona Ampianarinao Baiboly mba Hahay Hianatra.
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lffi lesona 2: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 17)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) ll p. 22-25
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 41 sy Vavaka