HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Hevitra Tsy Nifankahazo
Nanorina alitara lehibe ireo foko nipetraka tany atsinanan’i Jordana (Js 22:10)
Nendrikendrehin’ny foko hafa izy ireo hoe nivadika (Js 22:12, 15, 16; w06 15/4 5 § 3)
Nisoroka faty olona ny valin-teny malefaka nataon’ireo nendrikendrehina (Js 22:21-30; w08 15/11 18 § 5)
Inona no ianarantsika avy amin’io tantara io rehefa misy manendrikendrika antsika? Nahoana no zava-dehibe ny hoe tsy maika hanatsoaka hevitra rehefa tsy fantatsika ny zava-drehetra?—Oh 15:1; 18:13.