14-20 Novambra
2 MPANJAKA 7-8
Hira 143 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nanao Zavatra Tsy Nampoizina i Jehovah”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Mp 8:19: Ahoana no nanomezan’i Jehovah “jiro” ho an’i Davida sy ny zanany lahy? (it “Jiro”: “Mpanjaka taranak’i Davida” § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 7:1-11 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fiverenana Mitsidika: Baiboly—Ap 21:3, 4. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho momba ny tranonkalantsika ilay olona, dia omeo karatra jw.org izy avy eo. (th lesona 6)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona avy eo. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (tsy tena alefa anefa ilay izy) Iaraho midinika ilay izy avy eo. (th lesona 11)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (15 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 27
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 18 sy Vavaka