HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Nanao Zavatra Tsy Nampoizina i Jehovah
Mafy be ny mosary, nefa i Jehovah nilaza hoe hisy sakafo be dia be ny ampitso (2Mp 7:1; it “Elisa”: “Tsy azon’ny Syrianina ny Israelita” § 4)
Nesoesoin’ny manamboninahitra israelita anankiray ny zavatra nampanantenain’i Jehovah (2Mp 7:2)
Nanao zavatra tsy nampoizina i Jehovah (2Mp 7:6, 7, 16-18)
Nilaza i Jehovah fa ho tampoka sady tsy ampoizina ny handringanana an’izao tontolo izao. (1Te 5:2, 3) Nahoana isika no tena mila mino ny tenin’i Jehovah?