Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Te Hampivadika Antsika ny Mpanohitra

Te Hampivadika Antsika ny Mpanohitra

Ataon’ny mpanohitra izay hahakivy antsika, dia mandainga momba an’ireo rahalahy mitarika izy ireo (2Mp 18:19-21; w05 1/8 11 § 6)

Te hamitaka antsika izy ireo dia manaparitaka lainga momba an’i Jehovah na ny fandaminana (2Mp 18:22, 25; w10 15/7 13 § 3)

Maka fanahy antsika izy ireo dia manao fampanantenana poakaty (2Mp 18:31, 32; w13 15/11 19 § 14; yb96 87 § 2)

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona no azoko atao dieny izao mba ho vonona hiatrika fanenjehana aho?’