HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Nahatonga An’i Jehovah Hanao Zavatra ny Vavaka Nataony
Notenenin’i Jehovah i Hezekia hoe tsy ho sitrana amin’ilay aretina nahazo azy (2Mp 20:1; ip-1 394 § 23)
Nitalaho tamin’i Jehovah i Hezekia mba tsy hanadino hoe tsy nivadika izy (2Mp 20:2, 3; w17.03 21 § 16)
Nahatonga an’i Jehovah hanao zavatra ny vavaka nataon’i Hezekia (2Mp 20:4-6; g01 8/8 13 § 4)
Mety hahatonga an’i Jehovah hanao zavatra tsy noeritreretiny hatao mihitsy ny vavaka ataontsika. Tsy mampirisika anao hisisika hivavaka foana ve izany?