HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Voasazy Ihany Ilay Vehivavy Tia Fahefana sy Ratsy Fanahy
Novonoin’i Atalia ny taranaky ny mpanjaka rehetra, amin’izay izy afaka manjaka ao Joda (2Mp 11:1; it “Atalia” § 2; jereo koa ilay tabilao hoe “‘Ho Faty ny Ankohonan’i Ahaba Rehetra’—2Mp 9:8”)
Nafenin’i Joseba i Joasy, ilay tokony ho mpanjaka (2Mp 11:2, 3)
Nataon’i Joiada Mpisoronabe mpanjaka i Joasy ary novonoiny i Atalia, ilay vehivavy ratsy fanahy. Izy angamba sisa no olona velona farany tamin’ny ankohonan’i Ahaba (2Mp 11:12-16; it “Atalia” § 3)
SAINTSAINO IZAO: Rehefa jerena io tantara io, dia ahoana no ahitantsika hoe marina ny Ohabolana 11:21 sy ny Mpitoriteny 8:12, 13?