5-11 Desambra
2 MPANJAKA 13-15
Hira 127 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Izay Miezaka Mafy Ihany no Hahazo Fitahiana”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Mp 13:20, 21: Midika ve io fahagagana io hoe tokony hoheverintsika ho masina ny taolam-patin’ny olo-masina? (w05 1/8 11 § 4)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Mp 13:20–14:7 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 1)
Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Ampiasao ny lesona 1 amin’ny bokikely Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, mba hanombohana fampianarana Baiboly. (th lesona 20)
Lahateny: (5 min.) km 8/03 1: Foto-kevitra: Asa Mamelombelona. (th lesona 11)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Tadidin’i Jehovah ny Asa Mafy Ataontsika”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video Tsy Manadino i Jehovah.
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 30
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 151 sy Vavaka