18-24 Desambra
JOBA 28-29
Hira 39 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tsara Laza Hoatran’i Joba ve Ianao?”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Jb 29:24: Inona no ianarantsika avy amin’ny nataon’i Joba? (g00 8/7 17 § 3)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 28:1-28 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 3)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary resaho vetivety ilay hoe “Ahoana no Handraisanao Soa avy Amin’ireo Lesona Ato?” (th lesona 17)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 13: Teny fampidirana an’ilay hoe Andao Hohalalinintsika sy hevitra 4 (th lesona 6)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Inona no Azonao Atao mba Hiarovana ny Lazantsika?”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) rr fizarana 1, toko 3 § 1-10, video fampidirana, efajoro 3A
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 94 sy Vavaka