20-26 Novambra
JOBA 18-19
Hira 44 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Aza Ariana ny Mpiara-manompo Aminao”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Jb 19:1, 2: Inona no ianarantsika avy amin’ny fihetsik’i Joba rehefa nanao teny maharary azy ny “namany”? (w94 1/10 32)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 18:1-21 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona. Asehoy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (aza alefa) ary iaraho midinika ilay izy. (th lesona 3)
Lahateny: (5 min.) w20.10 17 § 10-11: Foto-kevitra: Ampirisiho ny Mpianatrao Hinamana Amin’ny Olona ao Amin’ny Fiangonana. (th lesona 20)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Ataovy Namanao i Jehovah: Ampio ny Hafa: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Inona no azon’ny ankizy atao mba hanampiana ny olon-kafa?
Inona no tianao hatao mba hanampiana ny olon-kafa?
“Fandaharana Natao Hampaherezana ny Fianakavian’ny Betela”: (10 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) rr toko 2 § 1-9, video fampidirana
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 28 sy Vavaka