25-31 Desambra
JOBA 30-31
Hira 28 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nadio Fitondran-tena Foana i Joba”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Jb 31:35: Inona no azontsika atao mba tsy hitovy amin’ny naman’i Joba isika, rehefa misy olona miresaka amintsika ny olana mahazo azy? (w05 15/11 11 § 3)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 31:15-40 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra fanasana hianatra Baiboly izy. (th lesona 1)
Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona. Asehoy ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana? (aza alefa) ary iaraho midinika ilay izy. (th lesona 11)
Lahateny: (5 min.) g16.4 8-9: Foto-kevitra: Ahoana no Hanazavako An’izay Lazain’ny Baiboly Momba ny Firaisan’ny Samy Lehilahy na Samy Vehivavy? (th lesona 14)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Inona no Maharatsy ny Sary Vetaveta?”: (7 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (8 min.)
Fianarana Baiboly: (30 min.) rr toko 3 § 11-20
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 9 sy Vavaka