27 Novambra–3 Desambra
JOBA 20-21
Hira 38 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tsy Voatery Hanan-karena ny Olo-marina”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Jb 20:2: Ahoana no azon’ny anti-panahy anampiana ny olona ‘miady saina’? (w95 1/1 9 § 19)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Jb 20:1-22 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. (th lesona 1)
Fiverenana Mitsidika: (5 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary asehoy ny fomba fianarana Baiboly. (th lesona 6)
Lahateny: (5 min.) g 5/09 12-13: Foto-kevitra: Tian’Andriamanitra Hanan-karena ve Ianao? (th lesona 17)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Miezaha Hianina Amin’izay Efa Eo”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) rr toko 2 § 10-18
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 118 sy Vavaka