11-17 Novambra
SALAMO 106
Hira 36 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)
1. “Nohadinoin’izy Ireo Andriamanitra Ilay Mpamonjy Azy”
(10 min.)
Nikomy tamin’i Jehovah ny Israelita rehefa natahotra (Ek 14:11, 12; Sl 106:7-9)
Nimenomenona tamin’i Jehovah ny Israelita rehefa noana sy nangetaheta (Ek 15:24; 16:3, 8; 17:2, 3; Sl 106:13, 14)
Lasa nanompo sampy ny Israelita rehefa nitebiteby (Ek 32:1; Sl 106:19-21; w18.07 20 § 13)
SAINTSAINO IZAO: Rehefa miatrika zava-tsarotra isika, nahoana no mahasoa antsika ny mitadidy ny fomba efa nanampian’i Jehovah antsika taloha?
2. Vatosoa Ara-panahy
(10 min.)
Sl 106:36, 37: Inona no ifandraisan’ny fanompoan-tsampy sy ny fanaovana sorona ho an’ny demonia? (w06 15/7 13 § 9)
Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
3. Famakiana Baiboly
(4 min.) Sl 106:21-48 (th lesona 10)
4. Ataovy Mora Azo ny Fampianaranao: Ahoana no Nataon’i Jesosy?
(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd lesona 11, hevitra 1-2.
5. Ataovy Mora Azo ny Fampianaranao: Tahafo i Jesosy
(8 min.) Iaraho midinika ny lmd lesona 11, hevitra 3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.”
Hira 78
6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana
(15 min.)
7. Fianarana Baiboly
(30 min.) rr toko 17 § 1-8, video fampidirana