Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

9-15 Desambra

SALAMO 119:1-56

9-15 Desambra

Hira 124 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. “Inona no Tokony Hataon’ny Tanora Raha Te Hanao ny Tsara Foana Izy?”

(10 min.)

Mila mitandrin-tena foana ianao (Sl 119:9; w88 1/2 18 § 10)

Mifikira amin’ny fampahatsiahivan’Andriamanitra (Sl 119:24, 31, 36; w06 15/6 25 § 1)

Aza avela hijery zavatra tsy misy ilana azy ny masonao (Sl 119:37; w10 15/4 20 § 2)

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona avy ny fampahatsiahivana azoko ka manampy ahy hadio fitondran-tena foana?’

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 119: Ahoana no fomba nanoratana an’io salamo io, ary maninona ilay izy no natao hoatr’izany? (w05 15/4 10 § 2)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) TSY ARA-POTOANA. Mandritra ny fitoriana isan-trano, dia miresaha amin’ny olona iray hitanao eny an-dalana, alohan’ny hahatongavanao ao amin’ny trano manaraka. (lmd lesona 1, hevitra 4)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) ISAN-TRANO. Tamin’ilay resaka nifanaovanareo teo aloha, dia nilaza ilay olona hoe misy havany maty vao haingana. (lmd lesona 9, hevitra 3)

6. Lahateny

(5 min.) ijwyp 83: Inona no Hataoko mba Tsy ho Resin’ny Fakam-panahy? (th lesona 20)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 40

7. Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Desambra ity

(10 min.) Alefaso ilay VIDEO.

8. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(5 min.)

9. Fianarana Baiboly

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 149 sy Vavaka