TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Oktobra 2016
Fomba Fitory Modely
Fomba azo anolorana ny Mifohaza! sy ny Fanasana Hanatrika Fivoriana, ary ny fomba anazavana hoe manao ahoana ny olona rehefa maty. Jereo ny modely ka mamoròna fomba fitory mety aminao.
HARENA AVY AO AMIN’
“Matokia An’ i Jehovah Amin’ ny Fonao Manontolo”
Milaza ny Ohabolana 3 fa hamaly soa antsika i Jehovah raha matoky azy isika. Ahoana anefa no ahalalantsika raha matoky azy amin’
HARENA AVY AO AMIN’
Aza Avela Hivily ny Fonao
Milaza ny Ohabolana 7 fa nanota ny tovolahy iray rehefa namela ny fony hivily na hiala tamin’
HARENA AVY AO AMIN’
Tsara Noho ny Volamena ny Fahendrena
Milaza ny Ohabolana 16 fa tsara kokoa noho ny manana volamena ny manana fahendrena. Nahoana no tena sarobidy ny fahendrena avy amin’
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Tianao ho Tsara ve ny Valin-teninao?
Samy mandray soa na ny fiangonana na ny olona mamaly, rehefa tsara ny valin-teny any am-pivoriana. Hoatran’
HARENA AVY AO AMIN’
Miezaha Hihavana Amin’ ny Hafa
Mihavana tsara ny vahoakan’
HARENA AVY AO AMIN’
“Zaro Amin’ izay Lalana Tokony Halehany ny Zaza”
Nahoana no mila ahitsy sy faizina ny ankizy? Misy torohevitra tsara ho an’
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Mampiasa Tsara An’ ilay Karatra JW.ORG ve Ianao?
Ampiasao foana ny karatra jw.org mba hisarihana ny sain’