Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

10-16 Oktobra

OHABOLANA 7-11

10-16 Oktobra
  • Hira 32 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) g16.5 matoan-dahatsoratra: Asao hivory amin’ny faran’ny herinandro ilay olona.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g16.5 matoan-dahatsoratra: Asao hivory amin’ny faran’ny herinandro ilay olona.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 176 § 5-6: Asao hivory andavanandro sy amin’ny faran’ny herinandro ilay mpianatra.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 83

  • Ny Hevitry ny Tanora toa Anao: Finday (Oh 10:19): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso aloha ilay video hoe Ny Hevitry ny Tanora toa Anao: Finday. Iaraho midinika avy eo ilay lahatsoratra miaraka aminy, ao amin’ny jw.org/mg, hoe “Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny SMS?” Asongadino ireo hevitra eo ambanin’ilay lohatenikely hoe “Soso-kevitra momba ny SMS.”

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 2 § 13-22

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 152 sy Vavaka

    Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ilay hira vaovao, izay vao atao ilay hira.