17- 23 Oktobra
OHABOLANA 12-16
Hira 69 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tsara Noho ny Volamena ny Fahendrena”: (10 min.)
Oh 16:16, 17: Mianatra sy mampihatra ny Tenin’Andriamanitra ny olona hendry (w07 15/7 8)
Oh 16:18, 19: Tsy mirehareha na mieboebo ny olona hendry (w07 15/7 8-9)
Oh 16:20-24: Milaza zavatra hahasoa ny hafa ny olona hendry (w07 15/7 9-10)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Oh 15:15: Inona no hanampy antsika ho faly kokoa eo amin’ny fiainana? (g 11/13 16)
Oh 16:4: Nahoana i Jehovah no afaka mampiasa ny ratsy fanahy mba “hanatanterahana ny fikasany”? (w07 15/5 18-19)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Oh 15:18–16:6
FAMPIOFANANA AMIN’ NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Jn 11:11-14: Ampianaro ny Tena Marina. Asao hivory amin’ny faran’ny herinandro ilay olona.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Ge 3:1-6; Ro 5:12: Ampianaro ny Tena Marina. Asao hivory amin’ny faran’ny herinandro ilay olona.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 191 § 18-19: Asao hivory andavanandro sy amin’ny faran’ny herinandro ilay mpianatra.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Tianao ho Tsara ve ny Valin-teninao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Ataovy Namanao i Jehovah: Omano ny Valin-teninao. Mifidiana ankizy vitsivitsy mialoha ary asaivo mankeny amin’ny lampihazo. Anontanio izy ireo hoe: Inona ny zavatra efatra tokony hatao raha te hanomana valin-teny? Nahoana isika no tsy tokony halahelo na dia tsy voatondro aza?
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 2 § 23-34
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 102 sy Vavaka