31 Oktobra–6 Novambra
OHABOLANA 22-26
Hira 88 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Zaro Amin’izay Lalana Tokony Halehany ny Zaza”: (10 min.)
Oh 22:6; 23:24, 25: Azo inoana kokoa hoe ho sambatra sy ho afa-po ary hahay handray andraikitra ny zanakao rehefa lehibe, raha manaraka ny torohevitry ny Baiboly ianao rehefa mitaiza azy (w08 1/4 16; w07 1/6 31)
Oh 22:15; 23:13, 14: Entina ilazana ny famaizana, fananarana, fifehezana, ary kapoka ny hoe “tsorakazo” (w97 15/10 32; it “Tehina, Tsorakazo”: “Fahefan’ny ray aman-dreny”)
Oh 23:22: Mahasoa ny ankizy efa lehibe ny torohevitra feno fahendrena avy amin’ny ray aman-dreniny (w04 15/6 14 § 1-3; w00 15/6 21 § 13)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Oh 24:16: Nahoana io andininy io no manampy antsika haharitra amin’ilay hazakazaka hahazoana fiainana? (w13 15/3 4-5 § 5-8)
Oh 24:27: Inona no dikan’io ohabolana io? (w09 15/10 12 § 1)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Oh 22:1-21
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ny karatra jw.org: Fitoriana tsy ara-potoana.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Resaho ilay karatra jw.org: Mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka. Amin’ny farany, dia asehoy ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly?
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 179-181 § 18-19
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
• Hira 101
“Mampiasa Tsara An’ilay Karatra JW.ORG ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video misy fomba fitory modely, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny mpitory mba hitondra karatra jw.org vitsivitsy, na aiza na aiza alehany.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 3 § 1-12, sy “Fizarana 1: Ny Marina Momba ilay Fanjakana—Lasa Nahalala Tsikelikely Momba ilay Fanjakana Isika”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 146 sy Vavaka
Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ilay hira vaovao, izay vao atao ilay hira.