“Ny Zanakalahinareo sy ny Zanakavavinareo Haminany”
Anisan’ireo maminany ny Kristianina voahosotra. Manambara ny “asa lehibe nataon’Andriamanitra” izy ireo, ary mitory ny “vaovao tsaran’ilay fanjakana.” (As 2:11, 17-21; Mt 24:14) Manohana azy ireo ny ondry hafa
Inona no dikan’ny hoe “miantso ny anaran’i Jehovah”?
-
Mahalala an’ilay anarana
-
Manaja azy io
-
Mitoky sy miantehitra amin’ilay mitondra an’ilay anarana
Eritrereto izao: ‘Inona no azoko atao mba hanohanana ny voahosotra, izay maminany amin’izao andro izao?’