Vavolombelon’i Jehovah tena mifankatia, Malawi

TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Oktobra 2018

Hevitra Azo Resahina

Hevitra maromaro azo resahina momba ny hoe nahoana isika no mijaly ary inona no hataon’Andriamanitra mba tsy hijaly intsony isika.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mikarakara ny Ondriny i Jesosy

Mpiandry Tena Tsara i Jesosy ka fantany tsara ny ondriny tsirairay. Fantany, ohatra, ny fahalemen’izy ireo, ny toetra tsarany, ary ny zavatra ilainy.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Miezaha Hangoraka Hoatran’i Jesosy

Nahay nangoraka i Jesosy. Nahoana izany no tena niavaka?

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Modely no Nomeko Anareo”

Nampianatra ny mpianany hanetry tena i Jesosy. Tiany koa izy ireo ho vonona hanao asa ambany ho an’ireo rahalahiny.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ny Fitiavana no Ahafantarana ny Tena Kristianina: Aza Tia Tena na Mora Tezitra

Raha be fitiavana hoatran’i Kristy isika, dia hitady izay hahasoa ny hafa sady tsy ho mora tezitra.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Tsy Anisan’izao Tontolo Izao Ianareo”

Mila herim-po ny mpanara-dia an’i Jesosy mba tsy hanahaka ny toe-tsain’ity tontolo ity sy ny fanaony.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ny Fitiavana no Ahafantarana ny Tena Kristianina: Miezaha Hiray Saina Foana

Hiray saina foana isika raha mifantoka amin’ny toetra tsaran’ny hafa, ary mamela heloka tanteraka.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nanambara ny Marina i Jesosy

Manambara ny marina amin’ny teny sy ny atao isika satria mpianatr’i Jesosy.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Ny Fitiavana no Ahafantarana ny Tena Kristianina: Mifalia Noho ny Fahamarinana

Manambara ny marina isika, sady mifaly amin’ny fahamarinana, na dia tsy tia ny fahamarinana aza ny tontolo misy antsika.