HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JAONA 15-17 “Tsy Anisan’izao Tontolo Izao Ianareo” HANDEFA “Tsy Anisan’izao Tontolo Izao Ianareo” 15:19, 21; 16:33 Nandresy an’izao tontolo izao i Jesosy satria tsy nanahaka azy io mihitsy Mila herim-po ny mpanara-dia an’i Jesosy mba tsy hanahaka ny toe-tsain’ity tontolo ity sy ny fanaony Hahavita handresy an’izao tontolo izao hoatran’i Jesosy isika, raha misaintsaina ny ohatra navelany Hiverina Manaraka Hanao Pirinty Hizara Hizara “Tsy Anisan’izao Tontolo Izao Ianareo” TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA “Tsy Anisan’izao Tontolo Izao Ianareo” Malagasy “Tsy Anisan’izao Tontolo Izao Ianareo” https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/202018371/univ/art/202018371_univ_sqr_xl.jpg