Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

●○○ FITORIANA

Fanontaniana: Sazy avy amin’Andriamanitra ve ny fijaliana?

Andinin-teny: Jk 1:13

Horesahina amin’ny manaraka: Nahoana isika no mijaly?

○●○ FIVERENANA MITSIDIKA VOALOHANY

Fanontaniana: Nahoana isika no mijaly?

Andinin-teny: 1Jn 5:19

Horesahina amin’ny manaraka: Tsy miraharaha ny fijaliantsika ve Andriamanitra?

○○● FIVERENANA MITSIDIKA FAHAROA

Fanontaniana: Tsy miraharaha ny fijaliantsika ve Andriamanitra?

Andinin-teny: Is 63:9

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no hataon’Andriamanitra mba tsy hijaly intsony isika?