19-25 Oktobra
EKSODOSY 35-36
Hira 92 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ampian’i Jehovah Isika mba Hahavita ny Asany”: (10 min.)
Ek 35:25, 26: Nampian’i Jehovah ny vahoakany rehefa nahafoy tena ho azy (w14 15/12 4 § 4)
Ek 35:30-35: Nampian’ny fanahy masina i Bezalila sy Oholiaba, ka nahavita “asa isan-karazany” (w11 15/12 19 § 6)
Ek 36:1, 2: I Jehovah no nahazo voninahitra tamin’ny asa vitan’izy ireo (w11 15/12 19 § 7)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 35:1-3: Inona no azontsika ianarana avy amin’ny lalàna momba ny Sabata? (w05 15/5 23 § 14)
Ek 35:21: Ahoana no ahitana fa nalala-tanana ny Israelita, ary ahoana no hanahafantsika azy ireo? (w00 1/11 29 § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 35:1-24 (th lesona 11)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina. (th lesona 11)
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Ampirisiho ilay olona hijery ny tranonkalantsika, ary omeo karatra jw.org izy. (th lesona 4)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhs 26 § 18-20 (th lesona 19)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Tatitra avy Amin’ny Komitin’ny Fampanontana 2018: (15 min.) Alefaso ilay video. Fanontaniana: Inona no fanovana nataon’ny fandaminana tamin’ny resaka pirinty, ary nahoana? Lasa afaka nanao inona isika rehefa nahena ny zavatra natao pirinty? Nahoana no tena ilaina amin’ny famokarana sakafo ara-panahy ny asa fandikan-teny? Inona ny soa azo avy amin’ireo video sy lahatsoratra amin’ny endrika elektronika?
Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy toko 137
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 69 sy Vavaka