26 Oktobra–1 Novambra
EKSODOSY 37-38
Hira 43 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ireo Alitaran’ny Tranolay Masina”: (10 min.)
Ek 37:25: Tao amin’ny Toerana Masina no nisy ny alitaran’ny emboka manitra (it “Alitara”: “Alitaran’ny tranolay masina” § 3)
Ek 37:29: Nafangaro tsara ny emboka manitra (it “Emboka Manitra” § 2)
Ek 38:1: Teo ivelan’ny tranolay no nisy ny alitaran’ny fanatitra dorana (it “Alitara”: “Alitaran’ny tranolay masina” § 1)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (10 min.)
Ek 37:1, 10, 25: Nahoana ny hazo akasia no nety tsara mba hanamboarana ny tranolay masina? (it “Akasia” § 3)
Ek 38:8: Inona no tsy mampitovy ny fitaratra nampiasaina fahiny amin’ireo hitantsika amin’izao? (w15 1/4 15 § 4)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny harena miafina hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Ek 37:1-24 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Manohitra ilay olona, ary fanoherana fahita eny amin’ny faritaninareo ilay izy. Miezaka mamaly azy ianao. (th lesona 3)
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraka fanontaniana ilay olona, na misy zavatra resahiny. Mametraha gazety nivoaka vao haingana miresaka momba an’ilay izy. (th lesona 12)
Fampianarana Baiboly: (5 min. na latsaka) bhs 199 § 8-9 (th lesona 7)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)
“Ezaka Manokana Ampahafantarana ny Fanjakan’Andriamanitra, Amin’ny Novambra”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video fitoriana amin’ity Novambra ity, ary iaraho midinika avy eo.
Fianarana Baiboly: (30 min. na latsaka) jy toko 138
Teny Famaranana (3 min. na latsaka)
Hira 22 sy Vavaka