TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Septambra 2016
Fomba Fitory Modely
Fomba azo anolorana Ny Tilikambo Fiambenana sy fomba anazavana amin’
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
‘Mandehana Amin’ny Lalàn’i Jehovah’
Inona no dikan’ny hoe mandeha amin’ny lalàn’i Jehovah? Modely ho antsika ankehitriny ny mpanoratra ny Salamo 119.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Raha Ankizy no Mamoha Trano
Inona no tokony hataontsika ho fanajana ny ray aman-dreniny?
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Avy Amin’i Jehovah no Ahazoako Fanampiana”
Mampiasa sarin-teny ilazana ny fiarovan’i Jehovah ny Salamo 121.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Mahatalanjona ny Fomba Nanaovana Antsika
Midera an’i Jehovah i Davida ao amin’ny Salamo 139, satria mahatalanjona ny zavatra noforoniny.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Halaviro Ireto Fandrika Ireto Rehefa Mampianatra Baiboly
Inona no tokony hohalavirintsika, raha tiantsika ny hanohina ny fon’ny mpianatra Baiboly?
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Lehibe i Jehovah ka Tena Mendrika Hoderaina”
Resahin’i Davida ao amin’ny Salamo 145 fa miahy ny olona rehetra tsy mivadika aminy i Jehovah.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Hatsarao ny Fanompoanao: Asao Hivory ny Olona Liana
Matetika no mandroso haingana kokoa ny mpianatra Baiboly sy ny olona liana, rehefa manomboka mivory.