Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | SALAMO 142-150

“Lehibe i Jehovah ka Tena Mendrika Hoderaina”

“Lehibe i Jehovah ka Tena Mendrika Hoderaina”

145:1-5

Lasa te hidera an’i Jehovah foana i Davida, rehefa nahita fa tsy misy fetrany ny fahalehibeazany

145:10-12

Toa an’i Davida ny mpanompon’i Jehovah tsy mivadika, ka tia miresaka momba ny asa lehibe ataon’Andriamanitra

145:14

Resy lahatra i Davida fa te hikarakara ny mpanompony rehetra i Jehovah sady mahavita an’izany