TARI-DALANA HO AN’NY FIAINANTSIKA SY NY FANOMPOANA Septambra 2018
Hevitra Azo Resahina
Hevitra maromaro azo resahina manazava fa tia antsika Andriamanitra.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Ilay Fahagagana Voalohany Nataon’i Jesosy
Hitantsika avy amin’ilay fahagagana voalohany nataon’i Jesosy ny toetrany.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Nitory Tamin’ilay Vehivavy Samaritanina i Jesosy
Nampiasa fanoharana i Jesosy mba hitoriana tsy ara-potoana. Zavatra fanaon’ilay vehivavy amin’ny fiainana andavanandro no nampiasainy.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Hatsarao ny Fanompoanao: Mahaiza Manombo-dresaka Rehefa Mitory Tsy Ara-potoana
Inona no azontsika atao mba hahay hanombo-dresaka isika?
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Diniho ny Antony Anarahanao ny Dian’i Jesosy
Tia tena ny mpianatra sasany, ka tafintohina ary tsy nanara-dia an’i Jesosy intsony.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Tsy Nisy Navelany ho Verivery Fotsiny
Mahay mankasitraka toa an’i Jesosy isika, raha tsy avelantsika ho verivery fotsiny ny zavatra omen’i Jehovah antsika.
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Nanome Voninahitra ny Rainy i Jesosy
Ny hamita ny asa nampanaovin’i Jehovah azy no zava-dehibe indrindra tamin’i Jesosy.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Miezaha Hanetry Tena toa An’i Kristy
Ahoana no hampisehoantsika hoe manahaka an’i Jesosy isika rehefa mahazo andraikitra na tombontsoam-panompoana?