10-16 Septambra
JAONA 3-4
Hira 57 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nitory Tamin’ilay Vehivavy Samaritanina i Jesosy”: (10 min.)
Jn 4:6, 7: Niresaka tamin’ilay vehivavy samaritanina i Jesosy na dia reraka aza (“Reraka” fanazavana Jn 4:6, nwtsty)
Jn 4:21-24: Nitory tsy ara-potoana i Jesosy, ka betsaka no lasa nahalala momba ny Mesia
Jn 4:39-41: Betsaka ny Samaritanina lasa nino an’i Jesosy
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Jn 3:29: Inona no tian’io andinin-teny io holazaina? (“ny naman’ny mpampakatra” fanazavana Jn 3:29, nwtsty)
Jn 4:10: Inona no mety ho tonga tao an-tsain’ilay vehivavy samaritanina rehefa niteny i Jesosy hoe “rano velona”? Inona anefa no tian’i Jesosy holazaina? (“rano velona” fanazavana Jn 4:10, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Jn 4:1-15
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.
Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Lahateny: (6 min. na latsaka) wp16.2 9 § 2-5. Foto-kevitra: Fanazavana ny Jaona 4:23.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Hatsarao ny Fanompoanao: Mahaiza Manombo-dresaka Rehefa Mitory Tsy Ara-potoana”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Ampirisiho ny rehetra mba hiezaka hiresaka amin’olona iray, fara fahakeliny, amin’ity herinandro ity. Afaka mitantara an’izay nataony ny mpitory, amin’ny herinandro.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 35 § 20-27, efajoro “Namerimberina Izy”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 35 sy Vavaka