Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

FAMPIOFANANA AMIN’​NY FANOMPOANA

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

Fitoriana

Fanontaniana: Aiza no ahitantsika torohevitra azo ampiharina amin’ny fiainana andavanandro?

Andinin-teny: 2Ti 3:16, 17

Horesahina amin’ny manaraka: Nahoana ny Baiboly no azo itokisana?

FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO:

Fiverenana Mitsidika

Fanontaniana: Nahoana ny Baiboly no azo itokisana?

Andinin-teny: Jb 26:7

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no fanontaniana sasany valian’ny Baiboly?

FITAOVANA FAMPIANARANA MISY AN’IO ANDININY IO: