HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Miady ho An’ny Israely i Jehovah
Mpanjaka dimy no nivondrona hiady tamin’i Gibeona sy Israely (Js 10:5; it “Adoni-zedeka”)
Niady tamin’ireo mpanjaka nivondrona ireo i Jehovah (Js 10:10, 11; it “Havandra”: “Nandatsaka havandra i Jehovah” § 1)
Nataon’i Jehovah tsy nihetsika ny masoandro (Js 10:12-14; w04 1/12 11 § 1)
Matoky isika hoe hampian’i Jehovah tsy hivadika aminy rehefa misy fanenjehana. Fantatsika fa tsy misy fanjakan’olombelona hahasakana antsika tsy hanompo azy rehefa manohana antsika izy.