HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Ahoana no Hampahomby An’izay Ataonao?
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Josoa.]
Ianaro ny Tenin’Andriamanitra ary ampiharo (Js 1:7, 8; w13 15/1 8 § 7)
Matokia an’i Jehovah rehefa manao ny sitrapony ianao (Js 1:9; w13 15/1 11 § 20)
SAINTSAINO IZAO: ‘Rehefa inona aho no mila herim-po avy amin’i Jehovah?’