HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Tahin’i Jehovah Izay Manam-pinoana
Mety hoheverin’ny olombelona fa tsy mety ny toromarik’i Jehovah (Js 3:12, 13; it “Jordana” § 7; jereo ny sary, pejy 1)
Ny lehilahy voatendry no tokony ho voalohany hanaraka toromarika (Js 3:14; w13 15/9 15 § 17)
Tahin’i Jehovah izay mampiseho finoana ka mankatò azy (Js 3:15-17; w13 15/9 16 § 18)
Avelantsika hitahy antsika i Jehovah rehefa miezaka mitory isika na dia marary na manana olana hafa aza.